Chapter 4 : Verse 40
Ka dia noloarany hohanin’ ny olona izany. Ary raha mbola nihinana izy, dia nitaraina hoe: Ry lehilahin’ Andriamanitra ô, misy mahafaty ao am-bilany. Ary tsy azony nohanina.